
Sign up to save your podcasts
Or


Ny mahazatra antsika hatramin'izay dia exilé politique fa eto dia ny firenena mihitsy no lasa SESITANY. Mampahatsiaro ny toe-java-misy tao amin'ny Soratra Masina RAVA NY MANDA , POTIKA NY TEMPOLY , NATAO SESITANY IREO MANAMPAHAIZANA , NIHANAKA IZAY TSY IZY NY KOLIKOLY, TSY MIFANKAHAZO NY SAMY JIOSY (ny valahara mpiandry fasana sy ireo any ampielezana) , sns ... Mitady " LEADERS CHARISMATIQUES " satria tsy misy raisina intsony ireo " LEADERS POLITIQUES CLASSIQUES ".
By Page RJLNy mahazatra antsika hatramin'izay dia exilé politique fa eto dia ny firenena mihitsy no lasa SESITANY. Mampahatsiaro ny toe-java-misy tao amin'ny Soratra Masina RAVA NY MANDA , POTIKA NY TEMPOLY , NATAO SESITANY IREO MANAMPAHAIZANA , NIHANAKA IZAY TSY IZY NY KOLIKOLY, TSY MIFANKAHAZO NY SAMY JIOSY (ny valahara mpiandry fasana sy ireo any ampielezana) , sns ... Mitady " LEADERS CHARISMATIQUES " satria tsy misy raisina intsony ireo " LEADERS POLITIQUES CLASSIQUES ".