Sign up to save your podcasts
Or

Nisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ?
Teo ihany koa ny izay milaza fa tsy mahay miara-dalana ny fahantrana sy ny Filazantsara.
Manoloana ireo fanehoan-kevitra roa ireo, dia manasa antsika hanaraka izao LIVE izao hanehoana fa manan-kolazaina manoloana izany ny ETHIQUE PROTESTANTE, izay loraharano nipoiran'ny Esprit capitalisme.
By Page RJLNisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ?