Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

[HP] TSY MODELY HO HALAIN TAHAKA AHO (Je ne suis pas un modèle, ni un exemple à suivre)


Listen Later

Dradradraina foana ny hoe : isika no MODELY arahin'ny olona. Principe nalaina avy amin'ny "développement personnel" (la dynamique du groupe).

Nahoana ny finoako sy ny fitomboako ara panahy no hampanankinako amin'ny olona ?

Tsy manao dia ana kanakana (manaradrenirano) ve izany ka izay compteny any vidiny hoy ny fiteny, izay hiafaran' Ilay olona no hiafaranao zany ?

Loooooza raha zany no hiseho !

Ny mimétisme sy exemplarité dia misy aspects hafa mihitsy izay tokony hotanana fa tsy arak'izay everantsika azy mihitsy.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL