Malagasy

Ilay Mpaminany nitsara an-tendrony


Listen Later

Ao amin’ny toko voalohany, dia tsy nanatona an’Andriamanitra i Jona. Ao amin’ny toko faharoa kosa, rehefa avy tao amin’ny kibon’ny hazandrano izy dia nanatona an’Andriamanitra ka nilaza fa hanao izay nandidiany azy. Ao amin’ny toko fahatelo, dia lasa ho any Ninive izy ho fankatoavana an’Andriamanitra. Ny foto-kevitry ny bokin’i Jona dia ny fitiavan’Andriamanitra ny olona rehetra, eny fa na dia ny olona nankahalaina tahaka ny Asyrianina tany Ninive aza. Na dia nitsara an-tendrony sy tezitra mafy aza i Jona tamin’ny famelan’Andriamanitra ny mponin’i Ninive, dia nasehon’Andriamanitra tamim-paharetana ny fitiavany lehibe ho an’io tanàna io.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM