Malagasy

Inona no atao hoe Baiboly?


Listen Later

Atombotsika amin’ny Baiboly Masina ny fiarahana, fianarana mifampitohy nefa koa azo ampiharina amin’ny alalan’ireo boky 66, manomboka amin’ny Genesisy ka hatramin’ny Apokalypsy. Hianatra momba ny tsindrimandry avy amin’ny Tenin’Andriamanitra isika, izay nosoratan’ny lehilahy manodidina ny 40, avy amin’ny trangam-piainana izay nolalovany, nandritra ny 1 500 taona teo ho eo. Ny fahamarinana hitantsika dia afaka manitsy antsika, mitarika amin’ny lalana mahitsy, ary manomana ho amin’ny asa tsara rehetra rehefa manana finiavana ny hankatò isika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM