Malagasy

Inona no ataonao mihoatra noho ny hafa?


Listen Later

Raha manara-dia an’I Jesosy sy manana ny toe-tsainy isika dia hiova. Ho lasa fanasin’ny tany ary ho tahaka ny jiro mamirapiratra eo amin’izao tontolo izao. Izany hoe, miavaka amin’ny hafa ny fomba iainantsika. Hanome sy hanao mihoatra aza isika satria manana an’I Jesosy velona ao am-pontsika. Hanana fitiavana lehibe kokoa noho izay fantatr’izao tontolo izao ary haneho fahasoavana sy famindrampo lehibe mihoatra noho izay heverin’izao tontolo izao ho fanaperana isika. Raha manao izany isika dia hanahaka ny Raintsika izay any an-danitra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM