Malagasy

Ireo mpandresy efatra sy ireo lalàna efatra


Listen Later

Hazavain’i Paoly ao amin’ny Romana 5 – 8 ny dikan’ny hoe mandresy ny ota sy miaina amim-pahamarinana ho an’I Kristy ao amin’ny tontolo lavo, ary izany dia tsy azo atao afa-tsy amin’ny alalan’ny fahasoavany. Ao amin’ny toko faha-7 sy faha-8, i Paoly dia mampahafantatra antsika lalàna ara-panahy efatra: ny Lalàn’Andriamanitra, ny lalàn’ny ota sy ny fahafatesana, ny lalàn’ny Fanahin’aina ao amin’I Kristy, izay mamela antsika handresy ny ota sy ny fahafatesana, ary ny lalàn’ny Toe-tsaina. Ny fametrahana ny saintsika amin’ny Lalàn’ny Fanahy dia hanafaka antsika hiaina amim-pahamarinana toy ny olona nohamarinina noho ny fahasoavan’Andriamanitra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM