Malagasy

Iza ianao?


Listen Later

Ny tantaran’i Esao sy Jakoba no hahitana taratra ny antson’Andriamanitra sy ny fahasoavany ho an’ny olombelona. Teraka i Jakoba, nalainy ny fizokian’ny rahalahiny kambana aminy ary namitaka ny rainy mba ahazoany ny anjara tso-drano izy. Ny fiainan’i Jakoba dia feno olana sy fahadisoam-panantenana izay nitarika azy ho amin’ny fahasoavan’Andriamanitra mahagaga. Nahazo tsodrano izy tsy noho izy nangalatra fizokiana, fa noho ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny famindrampony taminy. Nomen’Andriamanitra anarana vaovao i Jakoba ka nataony hoe Israely satria tiany ho hitan’i Jakoba ny tena maha-izy azy ao amin’ny fahasoavana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM