Malagasy

Jereo ao anatiny, jereo, ary jereo


Listen Later

Ao amin’ny andalan-teny manaraka ny toetra tahiana, dia nampifanamby ny mpianany I Jesosy hijery manodidina sy hampihatra ireo toetra ireo eo amin’ny fifandraisana heverin’izy ireo ho manan-danja indrindra – tafiditra ao anatin’izany ny fifandraisany amin’ny fahavalony. Ao amin’ny toko faha-6 Izy dia nilaza tamin’ny mpianany mba hijery sy handinika ny fitsipi-pifehezana ara-panahy sy ny soatoavin’ny mpianatra tena marina. Nampifanamby ny mpianany I Jesoa mba hiaina ao ambany fankasitrahan’Andriamanitra, rehefa mamela Azy hanao azy ireo ho isan’ny vahaolana nomeny hamaly ny filan’izao tontolo izao.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM