Malagasy

Jereo avy eo ambonin'ny tendany


Listen Later

Iray amin’ireo lahatenin’I Jesosy lehibe indrindra ny Toriteny teo an-tendrombohitra, izay famintinana fohy momba ny fampianarana etika ao amin’ny Baiboly manontolo. Nampianatra ny toe-tsaina sy ny toetra tsara tokony hananan’ny tena mpianatra marina I Jesosy. Ireo toetra “sambatra na tahiana” dia mampiseho amintsika ny toe-tsaina mety hanatonana an'Andriamanitra, ary koa rehefa avy ao amin’Andriamanitra ka hanatratra izao tontolo izao mba ho anisan'ny vahaolana. Ny fanontaniana tena mipetraka dia ny hoe: Anisan’ny olana ve ianao, sa anisan’ny vahaolana nomen’I Jesosy?
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM