Malagasy

Kristy Voalohany


Listen Later

Ny Bokin'ny Kolosiana no sangan'asan'i Paoly miresaka ny amin’Ilay Kristin’ny fiangonana: Iza moa I Kristy? Inona no nataony sy ny maha ampy Azy? Nanana olana lehibe 3 ny fiangonana tao Kolosia: fanoherana ara-filozofika ny maha-Andriamanitra an’i Jesosy Kristy, fanenjehana ara-pahalalana tamin’ny finoan’ny olona, ary nisy Jiosy nametraka lalàna ho an’ny fiangonana. Nohamafisin’i Paoly fa tena Andriamanitra tokoa I Kristy. Nangataka ny mpino i Paoly mba hivavaka mafy, amin’ny fisaorana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM