Sign up to save your podcasts
Or

Jehovah Andriamanitra dia nanao ny Sabata ho famantarana aminy sy ny olony (Ezekiela 20:12)
« Kanjo niodina tamiko koa ny zanany: tsy nandeha araka ny didiko izy, na nitandrina hanaraka ny fitsipiko, izay mahavelona ny olona manaraka izany, fa nandoto ny Sabatako izy, ka dia hoy Izaho: Haidiko aminy ny fahavinirako. ary hotanterahiko aminy any an-efitra ny fahatezerato. » (Ezekiela 20:21)
Inona no atao hoe mahatsiaro ny andro Sabata? Nahoana no tokony hitandrina ny Sabata isika?
By Fiami RadioJehovah Andriamanitra dia nanao ny Sabata ho famantarana aminy sy ny olony (Ezekiela 20:12)