Vazaha Miteny Gasy

Mamy Ranto - Mpanao Sarimihetiska


Listen Later

Podcast Anay Mitsam - Episode 20 - Mamy Ranto


Mpanamboatra sarimihetsika izy, mpilalao sarimihetsika, ary ambonin'ny zava-drehetra, mirehareha amin'ny asany izy. Tian'i Mamy Ranto ny sanganasany ary mientanentana amin'ny fandrosoan'ny tontolon'ny sinema malagasy. Ny horonan-tsarimihetsika farany navaokany, "Tafita", dia mampiseho an'ilay hoe efa tonga hatraiza izy. Mazotoa mihaino sy mijery ary é!


Craft Film Madagascar: https://www.facebook.com/craftFilmMdg



SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!

Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Vazaha Miteny GasyBy Payton Hansen, Austin Bergera