Malagasy

Manapa-kevitra ho an'i Jesosy


Listen Later

Rehefa avy nanao antso telo ho amin’ny fanoloran-tena I Jesosy, izay nifarana tamin’ny Fitsipika Volamena, dia nanome fanasàna lehibe sady sarotra Izy. Antso sady fanamby izy ity, antso ho tonga mpianatra feno fanoloran-tena, olona mitondra vahaolana sy valinteny ary hanatratra izao tontolo izao ho Azy. Toa fanamby manondro amin’ny fanontaniana hoe: "Ho isan'ireo olana ve ianao sa ho isan’ireo vahaolana?"
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM