Malagasy

Marary Fo


Listen Later

Ny Bokin’i Joba sy ny fiainany dia manome antsika fomba fijery lehibe momba ny fiatrehana ny fahoriana sy ny fisedrana. Nijaly foana ny vahoakan’Andriamanitra. Sarotra sy manahiran-tsaina ny fiainana, ary tsy manala antsika amin’ny fahasahiranana ny maha-Kristianina antsika. Misy hafatra tian’Andriamanitra hampitaina manokana nefa rehefa maratra ny fontsika: Ny manaintaina sy mijaly dia tsy azo ihodivirana, fa ny fahoriana dia safidy. Izany no hafatra ao amin’ny bokin’i Joba.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM