Vazaha Miteny Gasy

Marghe - Mpihira sady Mpandresy "The Voice"


Listen Later

Podcast Anay Mitsam - Episode 8 - Marghe


Iza no tsy naka an'i Marghe tamin'ny fifaninanana "The Voice" tamin'ny 2021? Tsy nanomboka teo akory ny tantaran'i Marghe fa efa nihira hatry ny ela izy io. Mazotoa mihaino àry ny tantarany efa nisy mozika hatramin'ny fahazazana sy ny hoe manao ahoana izany fiainana metisy Malagasy sy Italianina izany.

Marghe: ⁠https://www.instagram.com/margheofficiel/



SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!

Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Vazaha Miteny GasyBy Payton Hansen, Austin Bergera