
Sign up to save your podcasts
Or


Ny kristiana dia miatrika ady sarotra sy fanenjehana ary fakam-panahy. Nefa izany dia tsy tokony atao mahakivy na handreraka satria isika dia miara-mandeha amin'i Kristy. Inona no tokony hatao mba hahatonga an'i Kristy hiaraka amintsika isanandro? Inona no atao hoe miara-mandeha amin'Andriamanitra?
By Fiami RadioNy kristiana dia miatrika ady sarotra sy fanenjehana ary fakam-panahy. Nefa izany dia tsy tokony atao mahakivy na handreraka satria isika dia miara-mandeha amin'i Kristy. Inona no tokony hatao mba hahatonga an'i Kristy hiaraka amintsika isanandro? Inona no atao hoe miara-mandeha amin'Andriamanitra?