
Sign up to save your podcasts
Or


Ady isanandro no atrehin'ny kristiana raha maniry mafy ny hiorina amin'ny finoana izy. Ady ny fitandremana ny didin'Andriamanitra, ary maro ny fitaoman-dratsy sy ny fakam-panahy atrehina isanandro. Jesosy Kristy nefa dia nanome teny fikasana ho an'izany maharesy, dia tsy inona izany fa ny ho mpiara-mandova fanjakana aminy. Inona no tokony hatao mba hahatonga antsika ho mpandresy?
By Fiami RadioAdy isanandro no atrehin'ny kristiana raha maniry mafy ny hiorina amin'ny finoana izy. Ady ny fitandremana ny didin'Andriamanitra, ary maro ny fitaoman-dratsy sy ny fakam-panahy atrehina isanandro. Jesosy Kristy nefa dia nanome teny fikasana ho an'izany maharesy, dia tsy inona izany fa ny ho mpiara-mandova fanjakana aminy. Inona no tokony hatao mba hahatonga antsika ho mpandresy?