Malagasy

MIBEBAKA


Listen Later

Jesosy dia nanao fanoharana iray izay milaza momba ny fibebahana sy ny fandavana ny fibebahana. Ny fanoharana dia mitantara Fariseo sy mpamory hetra iray izay nivavaka tao an-tempoly. Tsy nifantoka afa-tsy tamin’ny tenany ilay Fariseo, fa ilay mpamory hetra kosa nanetry tena ka nangataka ny famindrampon’Andriamanitra. Nifanena tamin’ny mpamory hetra nibebaka atao hoe Zakaiosy I Jesosy, izay maneho ny endriky ny fibebahana. Nanova ny fomba fiainany izy ary nampanantena fa hanonitra izay rehetra nalainy tamin’ny tsy fahamarinana. Ny mpanota mibebaka ihany no voavela heloka.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM