Malagasy

Mierona ny Liona ary hitan'i Amosa izany


Listen Later

Lehilahy tsotra i Amosa, mpioty aviavy ary mpiandry ondry, nefa Andriamanitra dia nifidy ny hampiasa azy ho isan’ireo mpaminaniny. Naminany tamin’ny Fanjakana Avaratra momba ny fahababoana hoataon’ny Asyrianina i Amosa. Nanompo nandritra ny fotoana feno harena sy fahombiazana tao amin’ny Fanjakana Tatsimo izy. Raha ny marina, Andriamanitra dia milaza fa ireo izay mahazo tombontsoa ara-panahy dia hotsaraina amin’ny fari-pitsipika ambony kokoa. Araka ny faminanian’i Amosa, dia hiverina amin’Andriamaniny indray ny fon’ny vahoakan’ny Israely.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM