Malagasy

Mifantoha amin’ny Finoana


Listen Later

Hoy ny Hebreo amin'izay kivy sy enjehina: Aza manary ny finoanareo, fa vavolombelona maro be toy ny rahona no manodidina antsika! Ny Hebreo toko fahiraika ambin'ny folo dia fantatra amin'ny anarana hoe tokon’ny finoana, ary manome antony tokony hifikirantsika amin'ny finoantsika izy. Ny finoana dia mamonjy sy manome toky ny fanantenantsika. Tsy maintsy miaina amin’ny finoana isika. Manome ohatra maro momba ny dikan’ny finoana sy ny mety ho vitan’ny finoana ny mpanoratra. Ny mpanoratra dia mamarana amin’ny fananarana mba hankatoavantsika ireo mpiahy antsika ara-panahy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM