Malagasy

Minisitry ny Fampihavanana


Listen Later

Tafasaraka tamin’Andriamanitra ny olombelona. Izany no mahatonga ireo izay mpianatr’I Kristy, sy ireo izay niaraka Taminy teo an-tendrombohitra, tsy maintsy manana tanjona. Raha nampihavanina tamin’Andriamanitra isika ary nohamarinina ny fifandraisantsika Taminy, dia mazava ho azy fa hoampiasan’Andriamanitra mba hanampiana ny hafa hihavana Aminy koa isika. Hanampy antsika hahita fihavanana eo amin’ny olona mifandray amintsika koa Izy, ary hampiasa antsika mba hanampiana ny hafa hihavana amin’ny namany sy ny mpiara-monina aminy. Ny fahasambarana fahafito dia miresaka momba ny iraka ataon’ireo olona anisan’ny ampiasain’Andriamanitra ho vahaolana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM