Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

MISY LOKO HITA MASO AZO TSAPAIN-TANANA TOY NY LOKON-DAMBA (CODE COULEUR) VE NY FANAHY ?


Listen Later

A- Ny RAD Toby lehibe 4 HONO no NANDRARA ny fisalorana ny lamba (FITAFY) MAINTY SY MENA satria hono sensible amin'ny fanahy ratsy (Ao amin'ny boky manga hono ny fanazavana izany).

B- Ny loko MAINTY SY MENA (fitafy) hono dia LOKON'NY DEVOLY sy tena mahasarika dévoly.

C- Akanjo mainty hono andramana anaovana rehefa manala devoly raha hisy devoly hivoaka. Akanjo mainty be sy mena midorehitra be entina manala devoly amin'ny marary any amin'ny Toby ahitanao ny vokany.

Ndao resahana sy idirana lalina ny mahakasika izany rehetra zany ka ny hitondrana fampianarana dia ny hoe :

1- Tena niteny izany tokoa ve ireo Raiamandrenim-pifohazana sa apetraka eo ambavan'i Mosesy toy mahazatra ?

2- Ahoana tokoa moa zany no tantaran'ny robe liturgique sy toge ? Symbolisme avy aiza no entiny ?

3- Fa inona izany no tena hatahoran'ny devoly ka hialany amin'ny olona iray ?

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL