Fiangonan'Andriamanitra Miray

Mitaiza ny fiangonana ho amin'ny lalan'Andriamanitra


Listen Later

Fampaherezana - Sabata 2021-07-31

Enina hetsy lahy no isan'ny zanak'Isiraely avy tany Egypta (Nomery 11:16-29). Maro tamin'izy ireo no tsy tafiditra tao amin'ny tany Kanana noho ny fimonomononany sy ny tsi-finoany. Ny zanak'Isiraely dia te-hijanona ho andevo tany Egypta.

Ny tany Kanana dia tandindon'ny Fanjakana Arivo Taonan'i Kristy. Mosesy dia mbola hampianatra ny lalàn'Andriamanitra any amin'ny Fanjakan'Andriamanitra. 

Rehefa mitandrina ny lalàn'Andriamanitra isika dia sokafany mandrakariva ny fahalalana ny marina avy aminy.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio