Malagasy

Modelin'i Paoly


Listen Later

Ny Apôstôly Paoly dia ohatra tsara amin’ny fampiasana ny irika rehetra hizarana ny tantaran’ny finoany sy hitaomana ny olona rehetra nifanena taminy ho an’I Kristy. Nizara ny finoany tamin’ny vahoaka romotra tany Jerosalema mihitsy aza izy. Nizara teo anatrehan’ny Filan-kevitry ny Jiosy izy, avy eo tamin’i Feliksa governora, avy eo tamin’i Festosy, ary teo anatrehan’i Agripa Mpanjaka, izay saika resy lahatra hino ny Filazantsara. Amin’ny fotoana rehetra andehanany, eny fa na dia tamin’izy vaky sambo tany Malta aza, dia nizara ny Filazantsara tamin’ny olona rehetra izy sy ny fomba nanovàn’Andriamanitra ny fiainany.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM