Malagasy

Ny asan’ny minisitra


Listen Later

Ny sasany tao amin’ny fiangonan’i Korinto dia nanomboka nanenjika ny maha-apôstôly an’i Paoly, ny hafa nanakihana ny fahaizany miteny, ary ny hafa kosa nihevitra fa very saina izy. Ao amin’ny Korintiana faharoa, i Paoly dia niaro ny maha-apostoly azy sy ny toetran’ny fanompoany. Nohazavainy fa ny fijaliana noho ny Filazantsara, dia mahatonga antsika ho mpanompon’ny fampiononana avy amin’Andriamanitra. Nilaza i Paoly fa ny fiainany sy ny fanompoany dia mitory fampihavanana, ny famerenana ny olona ho amin’ny firaisana amin’Andriamanitra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM