Fiangonan'Andriamanitra Miray

Ny Batisan'ny Fanahy Masina


Listen Later

« fa Jaona nanao batisa tamin'ny rano; fa ianareo kosa hatao batisa amin'ny Fanahy Masina, rehefa afaka andro vitsivitsy. » (Asan'ny Apostoly 1:5)

« Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; » (Asan'ny Apostoly 2:38)

Nahoana isika no tsy maintsy hatao batisa amin'ny rano? Ary ahoana no fahazoana ny batisan'ny Fanahy Masina? Inona no andrasan'Andriamanitra amintsika?

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio