Malagasy

Ny fahendren’i Solomona


Listen Later

Ny bokin’ny Ohabolana no boky azo ampiharina indrindra ao amin’ny Baiboly, mba hahafantaran’ny vahoakan’Andriamanitra ny tokony ho fomba fiaina. Noheverina ho lehilahy hendry indrindra teto an-tany i Solomona. Ny ankamaroan’ny fahendren’i Solomona dia nianarany avy tamin’ny tsy fahombiazany. Te hampianatra ireo tovolahy tsy hanao toy ny nataony izy. Ny tanjony dia ny hahatonga ny hendry hitarika ao anatin’ny fahendrena, ny kely saina ho tonga amin’ny fahendrena, ary ny hahalalan’ny olona rehetra izay tokony hatao amin’ny fiainana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM