Fiangonan'Andriamanitra Miray

Ny Fampakaram-badin'ny Zanak'ondry


Listen Later

Ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry dia andro firavoravoana lehive tokoa ao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra. Iza no mpampakatra be voninahitra? Ary iza no vadiny?

« Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Ary; fa tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Ka efa niomana ny vadiny. » (Apokalypsy 19:7)

« Ary hoy koa izy tamiko Soraty: Sambatra izay nantsoina ho amin'ny fanasana fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Fa hoy izy tamiko: Ireo dia teny marin'Andriamanitra. » (Apokalypsy 19:9)

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio