Malagasy

Ny Fanahin’ny Didy Folo


Listen Later

Ato amin’ity lesona ity isika dia handinika lalina ny tanjon’ny Didy Folo sy ny didy tsirairay avy, ary ny fomba nandikana sy nampiharan’I Jesosy izany tamin’ny fiainan’ireo manodidina Azy. Nosoratana teo amin’ny takelaka roa ny Didy Folo. Ny efatra amin’izy ireo no mifehy ny fifandraisantsika amin’Andriamanitra, ary ny enina kosa dia mifehy ny fifandraisantsika amin’ny olona. Rehefa mankatò ny didy rehetra isika, dia tsy maintsy mitandrina mba hankatò izany amin’ny fanahy sy amin’ny teny.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM