Fiangonan'Andriamanitra Miray

Ny fanekena amin'Andriamanitra: Fanekem-panambadiana


Listen Later

Ny fanekena amin'Andriamanitra dia fanekem-panambadiana. Ny fiangonana no fofombadin'i Kristy ary misy fanekena mifehy izany fifankatiavana sy fifandraisana izany. Nefa mampalahelo fa ny zanak'Isiraely matetika dia nivadika tamin'izany fanekena izany. Toy izany koa isika ankehitriny, izay matetika tsy mandeha araka ny lalan'Andriamanitra ka mampahatezitra Azy.

« Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin'ny razany tamin'ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta; Fa izy ireny dia nivadika ny fanekeko, Nefa Izaho no vadiny*,hoy Jehovah.[Na: tompony] » (Jeremia 31:32)

Azonao fantarina amin'ny toriteny manaraka koa ny momba ny Fepetr'ilay Fanekem-panambadiana amin'Andriamanitra.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio