Malagasy

Ny fatorana fito amin'ny fanambadiana


Listen Later

Ny fifampiresahana tsara no fitaovana manampy hihazonana sy hampatanjaka ny mpivady mba ho iray tokoa. Tahaka ny fihazonantsika sy ny fikolokoloantsika ny fifandraisana amin’I Kristy amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fihainoana ny feony, ny mpivady dia tsy maintsy mihazona sy mamboly ny fifandraisany amin’izy samy izy. Ny fifampiresahana dia toy ny mandrehitra jiro eo amin'ny fifandraisantsika, mampiharihary zavatra manimba ny firaisana ary manambara zavatra izay hanampy antsika hifanakaiky kokoa.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM