Malagasy

Ny Fialan-tsasatra Kristianina farany


Listen Later

Nizara fahamarinana lalina tamin’ny mpianany I Jesosy ny alina talohan’ny nanomboana Azy tamin’ny hazo fijaliana, izay fantatra amin’ny hoe ny resaka nifanaovana tao amin’ny Efitrano Ambony. Jesosy Tompo sy Mpampianatra no nanasa ny tongotry ny mpianany ary nanome didy vaovao ho azy ireo dia ny mba hifankatiavan’izy ireo. Nampitahainy tamin’ny voaloboka ny tenany ary ny mpianany tamin’ny sampany, dia sampana izay mamoa rehefa mifototra amin’ny Voaloboka. Nivavaka ho an’ny fiangonany I Jesosy mba hiaina ao anatin’ny firaisana Aminy sy ny fifandraisana amin’ny hafa; mba hahalala sy haneho ny fitiavany.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM