Malagasy

Ny Fiangonan'ny Epifania Telo


Listen Later

Nampitandrina an’i Timoty tamin’ny fitiavan-karena i Paoly ary nampianatra fa ny toe-panahy araka an’Andriamanitra ny amin’ny fahafaham-po dia tombony lehibe. Nanome teny fananarana ho an’ny mpanankarena i Paoly: Mifehy ny harena ve ianao sa ny harena no mifehy anao? Eo anelanelan’ny fisehoan’I Kristy voalohany tamin’ny fahatongavan’ny famonjena sy ny ho fisehoany fanindroany amin’ny fiverenany, dia misy ny fisehoan’Andriamanitra amin’ny alalanao sy amin’ny alalako, izay olony manokana. Ny zavatra tiana asongadina ao amin’ny taratasin’i Paoly ho an’i Titosy dia ny hoe ny fiahiana araka an’Andriamanitra dia mitaky mpiahy araka an’Andriamanitra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM