Ny Fiantombohan'ny Tontolon'i Satana sy ny Tanjon'Andriamanitra amin'ny Fiangonana.
Toriteny 2022-02-19 - Famaliana ireo fanontaniana mahaliana anao hatrizay: Avy aiza ny devoly? Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona? Inona no antom-pisian'ny Fiangonana? Sy ny sisa.