Malagasy

Ny fijalian'ny Apôstazia


Listen Later

Ny bokin’ny Mpitsara dia mirakitra ireo 400 taona taorian’ny nahazoana ny Tany Nampanantenaina sy taorian’ny nilazan’ny Israelita hoe: “Hanompo an’I Jehovah Andriamanitray izahay ka hankatò Azy”. Kanefa tamin’io vanim-potoanan’ny tantaran’ny Hebreo io, dia mbola nanao izay nampetipety azy ihany ny olona. Efa nampanantena ve ianao fa hametraka an’Andriamanitra ho lohalaharana teo amin’ny fiainanao, nefa tsy nanao izany voady izany akory taty aoriana? Tsy indray mandeha, fa impito, no nanaovan’ny Israelita izany rehefa avy nanorim-ponenana tany Kanana izy ireo!
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM