Malagasy

Ny Fiombonan’ny Filazantsara


Listen Later

Ato amin’ity lesona ity isika dia manomboka mandalina ny taratasy fisaorana feno fankasitrahana nataon’i Paoly ho an’ny fiangonana tany Filipia; ilay nasehony ho ohatra ho an’ny hafa. Nifantoka tamin’ny fanatrarana ny very i Filipia. Nampahafantarina antsika ilay antsoina hoe fiangonana miaina fiovana anaty mipaka any ivelany, izay nahatoky tamin’ny fijoroany ho vavolombelona. Ny tena fiangonana dia olona mpanara-dia an’I Kristy satria efa nandre ny Fanahy Masina niantso azy ireo mba hiombona amin’I Jesosy Kristy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM