Malagasy

Ny fitorian’i Paoly


Listen Later

Niezaka nanambara ny Filazantsara tamin’ny fomba tsy manafintohina i Paoly tany Atena, tamin’ny fanononany ireo asa-soratr’ireo Poeta Grika sy nitondrany ny hafatra mikasika ilay andriamanitra tsy fantatra notompoin’izy ireo, nefa mbola vitsy ihany no nino.Tao aorinakelin’izay isika dia mahita an’i Paoly mitory ny Filazantsara amin’ny fomba tsotra kokoa ary mamela an’Andriamanitra handresy lahatra ny mpihaino. Nankany Jerosalema i Paoly na dia fantany mazava aza fa ho tandindomin-doza sy hijaly izy. Marina tokoa fa nanao ny zava-drehetra noho ny amin’ny Filazantsara i Paoly, ary toa an’I Jesosy, ny hanana fo ho an’ny very no laharam-pahamehany voalohany.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM