Malagasy

Ny fitsipiky ny fanafahana


Listen Later

Maneho ny herin’Andriamanitra ny bokin’ny Eksodosy iray manontolo. Mitovy amin’izay ezahin’i Satana atao amintsika ankehitriny ny fifandonana teo amin’i Mosesy sy Farao. Tahaka an’i Farao, tsy mampaninona an’i Satana ny olona na manaraka fombafombam-pivavahana aza rehefa tsy miala ao Egypta fotsiny izy ireo na mandeha lavitra, na mampiditra ny zanany sy ny fananany ho amin’ny fiderana an’Andriamanitra. Hianaro ny hifandraisan’ny fanafahana amin’ny ota sy ny fisehon’ny fahagagana maro tahaka ny nataon’Andriamanitra fony izy nanafaka ny Israelita avy tany Egypta.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM