Malagasy

Ny kompà fiantohana


Listen Later

Ny Epistilin’i Jaona Voalohany dia manoratra ho an’ireo izay mino, mba ahafantaran’izy ireo ny toetry ny finoany, ary tena mino. Raha atao bango tokana dia mitady antoka isika, antoka ny amin'ny famonjena. Tsarovy fa ny zava-misy roa ao amin’ny Filazantsara, dia ireto: ny fahafatesan’I Jesosy Kristy sy ny nitsanganany tamin’ny maty. Tsy vitan’ny hoe hamela ny fahotan’ny olony Andriamanitra, fa hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotany. Ny porofo azo antoka maneho fa voavonjy ianao dia ny fahavokarana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM