Malagasy

Ny krizin'i Kristy


Listen Later

I Jaona Mpanao Batisa no nampahafantatra ny Mesia, Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra izay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao! Mitantara tranga nanan-danja teo amin’ny fiainan’I Jesosy Kristy ny Filazantsara: Ny batisany, fitokanana nanamarika ny fiandohan’ny fanompoany ampahibemaso; ary ny fotoana nakàna fanahy azy, dia ny fifanandrinany tamin’i Satana. Nanohitra ny fakam-panahy I Jesosy tamin’ny alalan’ny fahalalana sy ny fampiasany ny Soratra Masina ary tamin’ny fihazonany an’Andriamanitra ho lohalaharana eo amin’ny fiainany. Noporofoiny fa Izy Ilay Zanak’Andriamanitra izay mandresy ny fahotana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM