Malagasy

Ny Lalàn’Andriamanitra sy ny Teninao


Listen Later

Nanana rafitra maty paika ny mpitondra fivavahana tamin’ny andron’I Jesosy, ka nisy fianianana tsy maintsy natao, ary nisy kosa tsy voatery natao. Rafitra tsy mitombina sy be pitsopitsony izy io, ary tsy nanaja ny didin’Andriamanitra ny amin’ny tsy tokony hijoroana ho vavolombelona mpandainga. Fa Jesosy kosa dia nanizingizina ny mpianany mba ho olon’ny Teny sy olona mitana ny teny nomeny.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM