Malagasy

Ny mangarahara ny minisitra


Listen Later

Ny taratasy faharoa nosoratan’i Paoly ho an’ny Korintiana dia mikasika ny asa fanompoana izay tian’Andriamanitra hiainan’ny mpino tsirairay, dia ny fampihavanana ny olona rehetra Aminy. Fa ny fiainantsika dia tsy maintsy maneho an’I Kristy, izay namonjy antsika sy mitoetra ao anatintsika. Nofaritan’i Paoly tamin’ny fomba telo ny fifandraisantsika amin’I Kristy: amin’ny alalan’I Kristy, ao amin’I Kristy, ary ho an’I Kristy. Rehefa tojo tsindry sy tafio-drivotra ary fitsapana mantsy isika, dia ho hitan’ny olona ny mampiavaka antsika, hoe, feno harena sarobidy: dia Jesosy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM