Malagasy

Ny Manifesto ny Mesia


Listen Later

I Lioka no Filazantsara be mpitia indrindra satria manasongadina ny maha-olombelona an’I Jesosy Ilay Andriamanitra tonga nofo. Mampiseho ny fangoraham-pon’Ilay Mesia sy ny fomba nanehoany ny tenany tamintsika Izy. Maro amin’ireo fanoharana fanta-daza indrindra nataon’I Jesosy, toy ny tantaran’ny Zanaka Adala sy ilay Samaritana tsara fanahy, no tsy hita afa-tsy ao amin’ny Lioka. Miresaka momba ny fahaterahana bebe kokoa izy raha oharina amin’ireo Filazantsara hafa. Ary i Lioka dia manome antsika ny fanambaran'I Kristy - ny fanambarana mazava ny asa nanirahana Azy - ny fanalahidin'ny asa fanompoan'Ilay Mesia.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM