Malagasy

Ny mombamomba ny Mpaminany


Listen Later

Ny mpaminany dia lehilahy avy amin’ny fiaviana maro samihafa izay nantsoina hiteny ho an’Andriamanitra. Nampitandrina ny amin’ny fitsarana ho avy ny ankamaroan’ny mpaminany. Ao anatin’ny fampitandremana rehetra ataon’izy ireo, nandritr’ireo andro nampahory indrindra ny vahoakan’Andriamanitra ireo, dia misy hafatra momba ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny fanantenany. Manantena ny Mesia ho avy. Miantso ny Kristiana tsirairay Andriamanitra mba ho modely amin’ny fahasoavany sy ny fahamarinany eto amin’ity tany feno fahafatesana ity, tahaka ny nangatahany ny mpaminany roa arivo taona lasa izay.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM