Malagasy

Ny mombamomba ny Mpitarika


Listen Later

Asehon’ny bokin’i Nehemia amintsika ny fitsipika fito momba ny fitarihana mba hanaovana ny asan’Andriamanitra. Nehemia dia naneho hery lehibe sy fanoloran-tena, fahatakarana, fifantohana, fahasahiana, faharetana ary fironana tanteraka amin’ny fanaovana ny asan’Andriamanitra araka ny fomban’Andriamanitra. Ireo foto-kevitra avy amin’ny fiainan’i Nehemia ireo dia mampiseho amintsika ny fomba ahafahantsika mamaly ny fampiasan’Andriamanitra, satria izany no drafitr’Andriamanitra hampiasany ny Heriny eo amin’ny olony mba hanatanterahany ny fikasany araka ny Planiny.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM