Malagasy

Ny Mpaminany Politika


Listen Later

Ny Bokin’i Mika dia mirakitra toriteny lehibe telo. Teraka mpamboly io mpaminany io, nefa nantsoina hitory ny tenin’Andriamanitra tamin’ireo mpitondra ara-politika sy ara-panahy tao an-drenivohitr’i Israely sy Joda. Nanameloka ireo mpitarika noho ny fahalotoana ara-pitondrantena sy ara-panahin’ny vahoakan’Andriamanitra i Mika. Rehefa nitory teny izy dia nilaza fa ny hany fomba hamonjena azy ireo amin’ny fahalavoany dia ny handefasan’Andriamanitra Mpitondra tonga lafatra iray: ny Mesia.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM