Malagasy

Ny paikadin’ny Mpamonjy


Listen Later

Asehon’ny Filazantsara amintsika fa manana paikady hanatontosana ny asa nanirahana Azy I Jesosy. Ny paikadiny amin’ny fanatrarana izao tontolo izao amin’ny alalan’ny hafatry ny famonjena dia niendrika fiofanana sy fampianarana ny mpianany mba hamaly ny filan’izao tontolo izao. Matetika I Jesosy no nametraka ny mpanara-dia Azy ho mpanelanelana eo Aminy sy ireo izay mila ny famatsian’Andriamanitra mahagaga. Ny drafitr’I Kristy, izay velona sy nitsangana tamin’ny maty dia ny mbola hampiasa ny mpianany hampita ny fahamarinan’ny Vaovao Mahafaly amin’ireo izay mila famonjena.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM