Malagasy

Ny Rain’ny Finoana


Listen Later

I Abrahama, ilay Rain’ny Finoana, no olona manan-tantara tao amin’ny Testamenta Taloha voatonona im-betsaka indrindra ao amin’ny Testamenta Vaovao. Mampianatra antsika izy hoe inona no atao hoe finoana , ary ahoana no fomba hanehoana izany. I Abrahama dia ohatra iray ny amin’ny fanarahana izay misy dingana efatra, hita taratra izany amin’ireo alitara efatra izay naoriny, rehefa nihalehibe sy nitombo ny finoany. Ny alitara fahaefatra no niavaka indrindra. Teo no nanehoan’i Abrahama ny fahatokisany tanteraka an’Andriamanitra, ary Andriamanitra no nitana ny laharana voalohany indrindra teo amin’ny fiainany.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM