Malagasy

Ny safidin'ny olona manolo-tena


Listen Later

Ao amin’ny Matio 7 Jesosy dia nampianatra ny mpianany mba tsy hitsara ny hafa; nampianatra hangataka, hitady ary handondòna eo amin’ny varavaran’ny fahatsaran’Andriamanitra; ary ny manao amin’ny hafa araka izay tiantsika ataony amintsika ihany koa. Namaranany ny Toriteny teo an-tendrombohitra, dia nanao fampitahana karazana mpianatra roa I Jesosy: ny hendry sy ny adala. Mankatò ny fampianarany ny hendry ka toy ny olona manorina trano eo ambony vatolampy. Izay tsy mankatò kosa dia toy ny adala manorina ny tranony eo ambonin’ny fasika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM